Salama doly ry madama na madimozely o. Za aloha tsy mitady vady na sipa e. Fa mba mitady vehivavy hafa fotsiny resahana sy atao namana. Tsy misy ankoatra izay. Manambady za ary mananjanaka ihany koa. Miasa ary Ingénieur. Le misangy sy mihomehy zany no tena mafnaritra ahy de zay ihany koa no hitadiavako olona hafa ndray. Tsy mitady lehilahy satria za lehilahy ary efa be mpiaramiasa lehilahy. Ka raha toa mety aminareo de Mbo anoraty ihany. Mzto o
Envoyer un message |
Bloquer ce profil |
Profil inapproprié?