salama jiaby e!
Mitady namana lahy vonona hanorina fianana amiko aho. Aty Frantsa aho no mipetraka, gasy ohatra ahy no tadiaviko, entre 18 ans à 35 maximum. Tena fitiavana no ilaiko. Eto ampiandrasana izay olona mitovy faniriana amiko.
Envoyer un message |
Bloquer ce profil |
Profil inapproprié?